Omeo ahy

STK Ambohijanaka fivoarana

Omeo ahy


And.1(x2)
Jeso omeo ahy ny fanahinao ananako fiadanampo
Jeso omeo ahy ny herinao hitazona ahy ho anao


Ref :
Tsinontsinona ny fiainako raha toa tsy hanjakanao
Karakaina izany ny lalako tondray ny fanahinao


And.2 (x2)
Jeso omeo ahy ny fitiavanao hitiavako ireo rahalahiko
Jeso hamasinonao aho raha hitondra ny hafatrao


Ref :
Tsinontsinona ny fiainako raha toa tsy hanjakanao
Karakaina izany ny lalako tondray ny fanahinao


Bridge (x2)
Omeo ahy ny fo madio sy ny fahatokiana anao
Fa ray ianao irery no Andriamanitro


Ref :
Tsinontsinona ny fiainako raha toa tsy hanjakanao
Karakaina izany ny lalako tondray ny fanahinao


·