Olona ve no ilako fitia ?
Tanora Kaleba herin'Andriamanitra
Olona ve no ilako fitia ?
Olona ve no hilako fitia sa Andriamanitra ?
Izy no namorona an’izao tontolo izao
Ref
Jesô no banjiniko,
Tsy hijery olona aho
Izy no namorona
An’izao tontolo izao
Izy no nanorotoro ny ota nataonao
Izy no nanavotra an’izao tontolo izao
Ref
Jesô no banjiniko,
Tsy hijery olona aho
Izy no nanavotra
An’izao tontolo izao