O RY KAKY

DAFAH

O RY KAKY


O ry Kaky
Mba malaky
Anaovy tantara
Hitsapa, vintana
Ra goavy e !
Fanambady
Vehivavy
Eto an-tanana
Zanaky rabepaiso
Ra goavy e !


Tena malagasy
Izay apelako iza (4x) e !
K’itadiavanay
Pikabary tena mahay (4x) e !
Rehefa vita
Soamantsara
Ny anay e ! (4x)
Anaternay
Mazava loha
Anakiray e !
Ny kakinay e (3x)


·