O, hirao, hosana

Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)

O, hirao, hosana


1/
Indro voavonjy isika raha saika very avokoa
Ka ny rany izay nandriaka no nampiverina ny zo


2/
Ry sakaiza, ianao lalainy, ka tsy navela hikodia
Ny otanao dia nozakainy, nahafahany ka mifalia


Refrain :
Hirao, hosana, tsy nahatana Azy ny fasana
Hirao, hosana, tanteraka ny famonjena
Ambarao
Hosana, hirao, hirao ny hiram-pamonjena
Indro fa nitsangana Jesoa tia
Velona Izy, velona doria


·