Ny zanakavavin'i Jerosalema

Ny Antso (FDL Ambatonjara)

Ny zanakavavin’i Jerosalema


Ary Nisy Vahoaka
Betsaka Nanaraka Azy,
Ary Vehivavy Maro
Izay Niteha-Tratra Sady
Nitomany Azy.
Fa Jesosy Nitodika
Azy Ka Nanao Hoe :


Ry Zanakavavy O,
Ry Zanakavavin’ I Jerosalema
Aza Mitomany,
Aza Mitomany
Ahy Ianareo
Fa Mitomany E,
Fa Mitomania Ny Tenanareo
Sy Ny Zanakareo,
Sy Ny, Ny Y Y Zanakareo


Fa Ho Avy,
Fa Ho Avy Ho Avy
Tokoa Ny Andro
Izay Hilazana,
Izay Hilazana
Fa Sambatr’isika
Izay Tsy Niteraka,
Izay Tsy Niteraka
Sy Nampinono
Sambatr’isika,
Sambatr’isika
Izay Tsy Niteraka


Ny Zanak’olona,
Ny Zanak’olona
Tsy Maintsy Hatolotra
Eo An-Tanan’ny,
Eo An-Tanan’ny Mpanota
Ka Hombohina,
Kaah Hohomboana
Amin’ny Hazo Fijaliana
Ary Hatsangana,
Ary Hatsangana
Amin’ny Andro Fahatelo


Satria Naidiny,
Naidiny Ho Am
Fahafatesana Ny Ainy
Ary Natao, Natao
Ho Isan’ny Mpanota Izy
Eny Tokoa, Izy No
Nitondra Ny
Fahotan’ny Maro
Sady Manao,
Manao Fifonana
Ho An’ny Mpanota


Ry Zanakavavy O,
Ry Zanakavavin’ I Jerosalema
Aza Mitomany,
Aza Mitomany Ahy Ianareo
Fa Mitomany E,
Fa Mitomania Ny Tenanareo
Sy Ny Zanakareo,
Sy Ny, Nyyyzanakareo


Ary Nony Tokony Ho
Tamin’ny Ora Fahasivy,
Dia Niantso Tamin’ny Feo
Mahery Jesosy
Ka Nanao Hoe  Ely,
Ely, Lama Sabaktany ?
Izany Hoe 
Andriamanitra Ô
Andriamanitra Ô
Nahoana No
Dia Mahafoy Ahy Hianao ?


Fa Voavono Kristy,
Paska Ho Antsika


·