Ny vava

Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE

Ny vava


Tandremo ny vavanao fa afo mandoro ny tenanao
Mamono mahafaty harehitry ny elo izy ao


Ny vava izay hitenenana
Ny vava izay hiresahana
No indro fifosanao hanaratsiana namana
Ny vava izay hivavahana
Ny vava izay hihinanana
No hoentinao manimba saina fo fanahinao


Réf : fa raha ny vavanao no hitondra eloka ho anao dia tsara ho anao ny tsy manana azy
Toy izay hanam-bava hiresahana ianao kanefa ianao very any anaty elo


Tandremo ny vavanao fa afo mandoro ny tenanao mamono mahafaty harehitry ny elo izy ao


Ny vavanao anie
Tsy ho an’ny setroka e
Na ireo zava-poana mahadomelina anao
Tsarovy fa tempoly tsy anjaran’ny devoly ny tenanao ka aoka tsy ho simbanao


Réf


Tandremo ny vavanao ×4


·