Ny Teninao

Ny Mpiremby & Sisters

Ny Teninao


Tsy hilaozan-tsento sy ranomaso ny tany e
manampy izany ny ady sesilany
ny fifamaliana sy ditra etsy sy eroa ô
mahery vaika mandreraka ny loha e


Tsy hilaozan-tsento sy ranomaso ny tany e
manampy izany ny ady sesilany
ny fifamaliana sy ditra etsy sy eroa ô
mahery vaika mandreraka ny loha e


Ny teninao Jehovah ô
dia teny manan-kery e
raha sendra ory ny fanahy
izahay hijoro tena sahy
ny teninao mampahery anay e


Ny teninao Jehovah ô
dia teny manan-kery e
raha sendra ory ny fanahy
izahay hijoro tena sahy
ny teninao mampahery anay e


Maneran-tany dia feno izao ny loza ô
mifamono ny samy firenena
iray tanindrazana dia mifankahala ô
mahery vaika mandreraka ny loha e


Maneran-tany dia feno izao ny loza ô
mifamono ny samy firenena
iray tanindrazana dia mifankahala ô
mahery vaika mandreraka ny loha e


Ny teninao Jehovah ô
dia teny manan-kery e
raha sendra ory ny fanahy
izahay hijoro tena sahy
ny teninao mampahery anay e


Ny teninao Jehovah ô
dia teny manan-kery e
raha sendra ory ny fanahy
izahay hijoro tena sahy
ny teninao mampahery anay e


Ty nosinay Madagasikara jereo ô
fa mbola miaina ao anaty fahantrana
ny teninao hampitombo ilay finoana ô
enti-mandresy ny asan’i satana


Ty nosinay Madagasikara jereo ô
fa mbola miaina ao anaty fahantrana
ny teninao hampitombo ilay finoana ô
enti-mandresy ny asan’i satana


Ny teninao Jehovah ô
dia teny manan-kery e
raha sendra ory ny fanahy
izahay hijoro tena sahy
ny teninao mampahery anay e


Ny teninao Jehovah ô
dia teny manan-kery e
raha sendra ory ny fanahy
izahay hijoro tena sahy
ny teninao mampahery anay e


Ny teninao Jehovah ô
dia teny manan-kery e
raha sendra ory ny fanahy
izahay hijoro tena sahy
ny teninao mampahery anay e


ny teninao mampahery anay e


ny teninao mampahery anay e


·