Ny Teninao

Felana Rasolondraibe

Ny Teninao


Tompo รด tsisy toerana azoko aleha
Handosirako tsy ho tratran’ny teninao
Latsaka ao am-poko
Teny mahamay tsy mamela
Mampisavoaravoara ny anatiko ao


Anao tanteraka aho
Resaho fa mihaino aho
Ovao tanteraka aho
Efa nokasihinao, efa anao.


Resy e, tena resy lahatra aho
Fa ny Teninao dia tena aina vaovao
Tsy maintsy mandresy e,
Izay rehetra mandray ny herinao
Izay no ifikirako mafy aminao


Anao tanteraka aho…


Resy e, tena resy lahatra aho …


Anao tanteraka aho…


Resy e, tena resy lahatra aho…


Anao tanteraka aho…


·