NY RANY FANDIOVANA

AMAF

NY RANY FANDIOVANA


Moa ho adisoko Jesosy o
Rah’entiko eo aminao izao
Ireo fahotana mangej’Ahy
Afaho aho hanarak’Anao Jeso


Ny varavara misokatra
Navelanao ho vantaniko
Dia efa fambara ho ahy
Fa niandry ahy ianao Tompo tia o


Ref : Te hiantsoantso aho hoe sambatra
Izay voavela ny helony
Miara mirotra amin’i Jeso
Sy ny rany fandiovana


·