Ny ran'ny Zanak'ondry
KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Ny ran’ny Zanak’ondry
Ny ran’ny zanak’ondry no voatokana hamonjy
Ny olona rehetra n’iza n’iza tsisy fetra
Izy no liona sy solofon’i Davida
Ilay mahery izay niantso hoe: Vita
Maty telo andro telo alina ny Tompo
Maizina ny tany horohoro sy tomany
Nefa dia nitsangana ny Tompo avy eo
Nofo amandrĂ ary feo
Fa Jesosy voasatroka tsilo
Indro efa natao ho fanilo
Na nolefonina sy nalambaraka
Dia efa nandresy ny andro Paka
O ry mpanota mibebaha ianao
F’aza manamafy ny fo amin’izao
Indro efa akaiky ho avy anie ny Tompo
Mba handray anao ho mpanompo