NY OVY

Mpanazava sy Tily eto Madagasikara

NY OVY


Maro karazana ny laoka soa
Zay lazaina fa tsiro-kisoa
Raha jerena ny fomba taloha
Ny ovy dia tsara tokoa


Ref:
Ny ovy ny ovy no tiako ô
ny ovy ny ovy tsy ariako ô
ny ovy tsy atakalo n’inoninona
ny ovy no be vitamina a


Rehefa mandalo an’Antsirabe
Ny ovy no be dia be
Na ny filoha na ny Mp
Ny ovy no ataony gouter


Ref:….


·