Ny Nosinay ho anao
Ndriana Ramamonjy
Ny Nosinay ho anao
Fanirianay hatry ny elabe ny hoe nosinay ho anao
Tompo ô mba tanteraho re fa vonona izahay mpanomponao
Hifandefitra hihetry koa ka hanandratra anao
Ka tsy hitory zavatra hafa intsony afatsy ny anaranao

Ndeha ‘zahay hitory ombieny ombieny ô, fa ianao no lalana
Hankanesanay amin’ny Ray ô, nahitam-piadanana
Tsy fiangonana izay misy anay
Na fombafomba nahazatra anay
F’izay niaretanao mba hamonjena anay

Faniriana hatry ny elabe ny hoe nosinay ho anao