Ny Noely
Antoko Mpihira MORIA
Ny Noely
Efa tonga izao ny Noely
Teraka Jesoa zazakely
Izy no atao hoe mpamonjy
Miposaka ny vonjy
Izy io dia zaza tsara laza
Marobe ireo mankalaza
Tao ny magy dia nanatitra
Miora sy ny hanitra
Haleloia hobio
Zaza hendry sy madio
Mesia nantenaina
Ka medrika hoderaina