Ny Mino

Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely

Ny Mino


Ny miezaka hatrany no olombanona
Ny miezaka hatrany no tena vanona a a…
‘Zahay tanora no liana amin’ny fianarana a…
Hanandratra avo ny fanabeazana


Ny Mino no anarana isaloranay e…
Anandratana avo ny fahaizanay e…
Angatahan-tsondrano amintsika rehetra
Hisondrotra hatrany tsy misy fepetra a…


Misaotra anareo mpanabe izahay
Fa nanandratra avo ny fianaranay
Ianareo Ray sy Reny Dia tsy hohadinonay
Sy ianareo mpanao soa,‘zay nanohana hatrany


Misaotra tokoa tamin’ny nataonareo e…
Ny anatra soa s’y ny fiakaram-peo e…
Sitraka hoenti- matory tokoa
Fa mbola ho valiana amin’ny fientanam-po o! o!


·