NY MIARAKA AMINAO

Antoko Mpihira Taratry ny mazava

NY MIARAKA AMINAO


1-Efa ela izay nitady ahy Ianao
Tsy navelanao ho very amin’izao
Na nanao ny adalana

Na dia be ny fahotana
Tena tia tokoa Ianao Jesoa


Réf: Nitantana sy nihazona ahy
Tamin’ny tànanao
Nivimbina ka dia nitahy
Tsy mba manary Ianao
Isaorana mandrakariva
Na ny hita na izay tsy hita
Fa ny miaraka Aminao
Maharesy lahatra ahy
Ny miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy Jesoa
Ny miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy


2-Fa ny teninao manoro ahy izao
Teny manome rivo-baovao
Mankahery koa hatrany
Na mirotsaka tomany
Ka ny aloka hisava


·