NY LALANAO

ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)

NY LALANAO


Ny lalanao no lalako
Ny adiko ety adinao
Safidinao ekeko koa
Fa ianao Jesoa no Tompoko


REFRAIN;
Jesosy oh, Jesosy oh
Tiako ianao
Mpamonjy oh, Mpanavotra
Vonjeo aho
Mba tsy ho fahafatesana no miandry ahy
fa fianan-mbaovao
Mba tsy ho fahafatesana no miandry ahy
fa ilay avotrao, …


Ny zioganao no hoentiko
Ny ratranao no nahasitrana ahy
Ny ranao famonjena ahy
Fa ianao Jesoa mpanafaka ahy


REFRAIN: …


·