NY INDRAFO
Vonivato
NY INDRAFO
NY INDRAFO
Ny indrafo sy ny fiantranao
No naha-toy izao anay
Amboarinao ny lalako
Ho tafita soa arĂ½
Arovanao tsinjovinao
Fa tianao izahay
Toloranao fiadanana
Sambatra sy tretrika
Izay manana Anao
‘Zao rehetra izao
Miara-miasa ahasoa
Araka izay sitrakao
Na soa na ratsy indrindra koa
Fa Ianao mpitantana
Fitiavana mandrakizay
Tsy miova ho doria
No hitiavanao anay
Hiara-monina tokoa
‘Zaho sy Ianao
Noho ny indrafo
Fitiavana mandrakizay
Tsy miova ho doria
No hitiavanao anay
Hiara-monina tokoa
‘Zaho sy Ianao
Noho ny indrafo
‘Zaho sy Ianao
Noho ny indrafo
‘Zaho sy Ianao
Noho ny indrafo
‘Zaho sy Ianao
Noho ny indrafo