Ny hatsaran'ny Tompo
Bodokely
Ny hatsaran’ny Tompo
Tiako ianao Tompo ô, tsy mba mahafoy ahy ny famindram-ponao ?
Ny tananao no mihazona ny fiainako?
Ny maraina vao mifoha aho, mandrapatoriko????
Jesosy ô, iraiko ny Hatsaranao ?
Ref: Nahatoky anao teo amin’ny fiainako
Nasehonao ahy fa tsara loatra Ianao
Isaky ny mihaina aho
Jesosy ô, hohiraiko ny hatsaranao ?
Tiako ny feonao, mitondra ahy mamaky ny afo?
Na anaty alina aza, akaiky ahy indrindra ianao????
Fantatro f’ianao no Raiko, sy sakaizako
Jesosy ô, hohiraiko ny hatsaranao ?
Miahazakazaka manotrona ahy, ny hatsaranao Tompo ô(×2)
Ny androm-piainako indro afoiko anao, hanjakao manontolo????