NY HASASARANA REHETRA
GROUPE ITMM
NY HASASARANA REHETRA
Ny hasasarana rehetra misy valiny avokoa
izay nataonao tamin’ny fo e, mbola hiova ho tombotsoa
ny fahasahirananao, mety ho fahakivina koa
Fa ilay finiavanao e, izay no tena zava-tsoa
Andriamanitra mahita, izay mety nataonao
Satria tsy misy tsy mahalala hoe ny asanao no hitsara anao
Koa manaova asa mendrika vokatry ny fiovam-po
Ary aza mora rendrika fa manĂ na zotom-po
Ianareo ray aman-dreny miasa sy mivaky loha
hanampiana ireo ankizy izay tsy mety hiova fo
ny fahasahirananao, mety ho fahakivina koa
Fa ilay finiavanao e, izay no tena zava-tsoa