ny hafatro

zovy

ny hafatro


Iangaviako ianao, ilaza izao hafatro izao
Izy hoe tsy afa miakatra fa sahirana
Raha mitomany izy no hitanao, miangavy anao aho mba ilaza izao
Iny hoe ilay mosoara nampitondrainy ahy


ref*2: Tandremonao anie sao hadino hoy’aho
Ny hafatrafatra izay nomeko
Izy hoe ngoma lava aty
Tsy ho ela intsony dia hiverindia


Tsarony foana isanandro hoe, ireo dina izay nifanaovana
Tandremo hoe sao solafaka ny foko manantena
Ilay sary iray izao nomenao ahy, mandrotika ny fo fanany
Maty horokoroka sy safosafo


ref*2: Tandremonao anie sao hadino hoy’aho
Ny hafatrafatra izay nomeko
Izy hoe ngoma lava aty
Tsy ho ela intsony dia hiverindia


·