Ny hadalako

KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Ny hadalako


Ny hadalako Ray o no nahatonga ahy
Ho reraka amin’ny fiainana
Tsy mba tsampako ilay fitiavanao
Raiko o hifonako Aminao


Tsy sitrakao Ray o ny haverezanay
na dia maro ireo haratsianay
Raiko o iriko ny ho eo akaikinao
Mba ho afaka amin’ny fatorana


Hatolotro ho Anao manomboka izao
Tsy avelako hisy hahasakana ahy
Fa ny androm-piainako, ny hetahetako
Raiko รด. Inty ny zanakao


·