NY FO MADIO

Feon'ny fiderana

NY FO MADIO


Ny fo madio sy masina no tianao
Hitoerana ry tompo ka mahita anao


Omeo ahy ko any fo madio sy masina tokoa
Fa mamiko indrandra ry jesoa ny miarka aminao


Ampianaro aho n’aizay n’aiza ho tahaka anao
Ataovy mahatsiaro anatiko fa ianao no tokiko


Ianao dia efa tonga mba hiantso ahy
Ahazoana indray niray lova aminao o! o!
Tianao ho ahy ko any fiainan-tsambatra ,
Ka hiala nenina aho hatram’izao


·