Ny fitiavany

Akom'Peo

Ny fitiavany


Ny Ray be fitia
Tsy miova, ho doria
Ny hanary ahy dia sanatria
Satria sarobidy Aminy


**Izy be fitiavana
Mampiray sy mampihavana
Mba ho feo iray izao tontolo izao
MIDERA NY ANARANAO


Raha manavao
Ny finoana isika izao
Dia hahazo fiainam-baovao
Ho any an-danitra izaho sy ianao


**Izy be fitiavana
Mampiray sy mampihavana
Mba ho feo iray izao tontolo izao
MIDERA NY ANARANAO


****Izy no hitokiana
Hanome fifaliana
Handrava ny fahoriana
Ho anao, Ho anaaaoo…………


**Izy be fitiavana…….


·