Ny Fitiavany
FEO'S BAND
Ny Fitiavany
1.Ny Ray dia be fitia
Tsy mihova ho doria
Ny hanary ahy dia sanatria
Satria sarobidy Aminy
2.Raha manavao
Ny Finoana isika izao
Dia hahazo fiainam-baovao
Ho any andanitra izaho sy ianao
Izy be Fitiavana
Mampiray sy mampiavana
Mba ho feo iray izao tontolo izao
Midera ny Anaranao
Izy no hitokiana
Hanome fifaliana
Handrava ny fahorianana
Ho anao x2