NY FITIAVANA

DAFAH

NY FITIAVANA


Ny fitiavana
Tsy afa nanoatra
Anatrehan’ny zava-misy
Any ianao izay
Ilay tantarantsika e !
Sarotra no itohizany


    Refrain :  Sarahin’ny fiainana

Mampamangy ianao
Hotahia’i Tompo anie
Ianao mahafantatra an’izany
Satria efa tao amin’ny sampana
No niarahantsika hatrany


Ny nahatsiarovako anao
Miantso ahy isaky ny mahita
Ka niaraka isika sy ianao
Nanjary babonao ny foko


·