NY FIRESAHANA

DAFAH

NY FIRESAHANA


Ny firesahana tamin-dry
Tamin’ny voalohany
Tena nananosarotra mihitsy e
Nefa nony tafaresaka
Tamin’indry ndray
Hay kay ny fon-dry tena tsy ao amin’ny e (3x)


Mody iangolangolandry
Hangalana ny mamy
Manome tsiakiambahamba lery
Andro vitsy taty aoriana
Nifampisakambina tamin’ny bandy e ! (4x)
Dry


Hitanny lery ary izany
Ka tena malok’endrika avy hatrany
Tamin’alahelo tanteraka
No nilazany hoe
Aleo ijanona fa mandreraka
Fa tsy te hiady amin’ndry zalahy aho e !
Fa matahotra an’i


·