NY FEON'NY AMPIFAFI

Ampifafi

NY FEON’NY AMPIFAFI


1-Ny feon’ny AMPIFAFI
Miantso anao ry zandry
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra


ref:Koa faingana ianao fa
Miantso anao Ny Tompo
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra


2-Ny feon’ny AMPIFAFI
Miantso anao ry zoky
Hibanjina Ilay Ray be fitia
Izay niantso sy nifidy anao


3-Ny feon’ny AMPIFAFI
Dia miantso an’i Jesosy
Hamoha ireo izay mbola matory
Ho any an-danitra


Koa faingana ianao fa
Miantso anao Ny Tompo
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra


Koa faingana ianao fa
Miantso anao Ny Tompo
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra


Koa faingana ianao fa
Miantso anao Ny Tompo
Haneho fiderana manako
Hamakivaky ny lanitra


·