Ny Famindram-ponao

Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)

Ny Famindram-ponao



  1. Maro tokoa, ny otanay ry Ray
    Tsy mendrika, ny ho zanakao’zahay
    Tsapanay tokoa, reo ditranay ry Ray
    Mifona re, mivalo aminao’zahay


Ref :


Fa ny famindràm-ponao ry Ray, dia lehibe tokoa
Misaotra anao e izahay, fa nomenao izany
Fa ny famindràm-ponao ry Ray, dia lehibe tokoa
Misaotra anao e, misaotra anao’zahay



  1. Ampianaro izahay, hahay hifankatia
    Hanara-dia, an’i Jesoa Kristy
    Hiray fo izahay, hahay hifandray
    Ho sambatra, ao aminao mandrakizay


·