Ny Fahasoavanao

Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI)

Ny Fahasoavanao


Ref:
Asa angamba raha tsy teo ny fahasoavanao
Tsy toy izao zahay, very izahay
Na maraina na hariva anehoanao
Zany fahasoavanao Jesosy Ô!


1)Ampy anay Jesosy ô! Ny fahasoavanao
Zay iainanay izao!
Tsy mba mety ritra ,fa maha toy izao anay
Miboiboika hatrany,fa tsy mba mety lany


            Ref, Ka isaorana ny anaranao
Ary ambaranay fa tsisy izay mahasolo anao



  1. Izahay Jesosy ô! Dia ambany fahasoavanao
    Ary lasa olom-baovao
    Tianao zahay hiadana aminao
    Eny hoy izahay,tsy handa izay tianao


             Ref, kay isaoranay ny anaranao 
    Ary ambaranay fa tsisy izay mahasolo anao



·