NY FAHANTRANA

Antokom-pihira Vetson'i Siona

NY FAHANTRANA


Ref: Ny fahantrana hono tandidon’ny harena any an-koatra
Dininho ilay teny manao hoe:‘sambatra ny mahantra am-panahy’
Fa izy handova ny lanitra,dia paradisa tsy hana-pahataperana
Fa ao no misy izay tadiavina
Sambatra ny mahantra am-panahy


1-Aoka tsy atao tsinotsinona(ny madinika indrindra)
Ondry botry anie izy ireny(ka tsy fantatra izay hanao kambana)


2-Sarotra hoan’ny mpanan-karena(hoan’ny mpanan-karena)
Ny miditra ny lanitra(ny miditra amiin’ny fanjakan’ny lanitra )


·