Ny eo ihany ny eo

Niu Raza

Ny eo ihany ny eo


Tia ahy hono izy,
dia izaho irery ihany
No ao anatin’ny fony,
izany hono,
Dia tsy ho jereny tsony
,ireo olona am-badika any
Fa izaho no ho ataony olon-tiany,
izany hono


Heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadiky ny masoko


Heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadiky ny masoko


Tsy adala zaho
haiko tsianjery ianao iny e
Fa ny eo ihany ny eo


Tia ahy hono izy
Dia izaho irery ihany
No hofidiny ho ataony olon-tiany,
zany hono,zany hono
Tsy haditra intsony hono izy
Efa niova fo hono izy
Fa izaho no ho ataony olon-tiany,
zany hono


Heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadiky ny masoko


Heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadiky ny masoko


Tsy adala zaho e
haiko tsianjery ianao iny e
Fa ny eo ihany ny eo


Ireo fombafombanao iny e,fantatro izany
Ireo toetratoetranao iny e,fantatro izany
Ny tsikombakombanao iny e,fantatro izany
Haiko tsianjery ianao iny e


Ireo fombafombanao iny e,fantatro izany
Ireo toetratoetranao iny e,fantatro izany
Ny tsikombakombanao iny e,fantatro izany
Haiko tsianjery ianao iny e


Tsy adala zaho
Haiko tsianjery ianao iny e


Fa ny eo ihany ny eo


·