Ny eo akaikinao sombiniaiko
Therack
Ny eo akaikinao sombiniaiko
Ndrematoa! zany foko lasanao
Tsy miova, tsy mivadika eny aho
Sombiniaiko
Fa fitia varo-maty matokia
Ny miova sanatria
Ny eo akaikinao
Sombinaiko, no mba tiako
Fiangolana, fitosiana
Eo ihany no ifalifaliako
Afaka eo izany sento tomaniko
Ny eo anilanao re ry aiko
Tsy adinoko ho tadidy
Mandra-maty
Fa vita sary
Ato an-tsaiko
Ny eo akaikinao,
Izany havako izany
Ny eo akikinao …….