NY EO AKAIKINAO

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

NY EO AKAIKINAO


Ny eo akaikinao Jesoa akaikinao
Akaikinao no faniriako
Hiara-dia Aminao no mba tiako
Tompo tia รด? ekeo ny atako
kapokaravay ho zakaiko Tompo tia
Hazofijaliana ho lanjaiko Jesoa tia
Eso latsalatsa tsy ahoako noho Ianao
Fahafatesana aza tsy hampihemotra ahy izao


·