Ny BATEMY ( EKAR)

Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely

Ny BATEMY ( EKAR)


1- My fahasoavana noraisitsika anio,
Dia ny Batemy soa Kia tadidio
Sakramenta mampiroso hatrany
Ho kristianina mijoro eto an-tany


Izaho Efa Kristianina, miova fo fanahy
Ka tsy misy mampanahy e
Misaotra an’Andriamanitra aho,
Fa afaka mandresy ny herin’ilay ratsy


2- Ny Batemy izay noraisiko anio
Dia herim-panahy handresena ny ratsy
Manampy ahy amim-pahavononana a..!
Hanao ny asan’ny fiangonana


                A/C : Alban Randriarimalala 

Groupe ITMM - 2024

·