Ny antom-pisiako

Ny Avo

Ny antom-pisiako


Chœur:
(Ny antom-pisiako ianao) (x2)


……………..


Ny antom-pisiako hitory anao
Eran’izao tontolo izao
Ny antom-pisiako hanompo anao.


Ny hatanorako atokako
Hanambarako teny soa
Amin’ireo reraka am-po.


Ref:
Satria nateraka aho hanompo anao
Tsy mila tambiny hafats’ilay Paradisa soa honenako aho.
Tompo ô! Tsy ho reraka aho hilaza hoe
Ianao no ataoko rehareha
Na aiza aleha, ny antom-pisiako hanompo anao.


………………


Ny antom-pisiako hanambara
Hitory ny filazantsara
Amin’ireo tsy mahalala.


Volamena ato am-poko ny asanao
Harena tsy foiko ny asanao
Ny antom-pisiako dia ianao.


Ref:
Satria nateraka aho hanompo anao
Tsy mila tambiny hafats’ilay Paradisa soa honenako aho.
Tompo ô! Tsy ho reraka aho hilaza hoe
Ianao no ataoko rehareha
Na aiza aleha, ny antom-pisiako hanompo anao.


…………………..


(Ny antom-pisiako ianao)
Ny antom-pisiako re ry Ray!
(Ny antom-pisiako ianao)
Hanompo anao mandrak’izay!
(Oh oh oh oh! oh oh!!)


Ref:……………..


(Ny antom-pisiako ianao)
Ny antom-pisiako hanompo anao!
(Ny antom-pisiako ianao)
Nateraka aho hanompo anao!


(Ny antom-pisiako ianao)
Tsy ho reraka aho hanompo anao
(Ny antom-pisiako ianao)
Hitory anao mandrak’izay…


·