Ny ankizy

Tsiakoraka

Ny ankizy


Tsy andriko ny ampitso
Hananterako any indray ny akanjobĂ nao
Tsy andriko ny ampitso hifamihina indray
Hiara-hifaly ny foko sy ny anao.


Ilay famantaranandronao
Nanaovako sao tara raha naterinao
Ilay famantarandronao satriko isan’ora
Topaza-maso, jerena lava izao.


Tsinjoko ary tsapako eto tsara
Fa raha hariva ny andro dia kamo ianao ny hody
Nefa bedy koa ianao raha toa tonga tara
Dia asesikao foana ny hoe “rahoviana no hihaona ?”


·