NY ANJARA TOERANAO

AMF3 FLM 67 Ha

NY ANJARA TOERANAO


Mba hevero anie fa ho levona ‘zao hita eto an-tany
Samy ho ringana sy ho potika any am-parany any
Ka tsy aleo ve ny mivavaka ahahazoana
Ilay lova maharitra ‘zay any an-danitra (x2)


ref:
Ho anao anie no hanomanan’i Jesosy ilay paradisa
‘Zay fiainana holovain’ireo mino marina
Koa raha tianao ny ho isan’ireo ‘zay ho tafiditra ao
Omany dia ny izao ny ANJARA TOERANAO(x2)


Aza miary ireo mety ho lo eto an-tany
F’izy ireny anie ka miserana sy ho levona ihany
Fa ezaho izay haharina harena any an-danitra
Izay maharitra ho anao mandrakizay(x2)


ref:
Ho anao anie no hanomanan’i Jesosy ilay paradisa
‘Zay fiainana holovain’ireo mino marina
Koa raha tianao ny ho isan’ireo ‘zay ho tafiditra ao
Omany dia ny izao ny ANJARA TOERANAO


ref:
Ho anao anie …(x3)


Koa raha tianao ny ho isan’ireo ‘zay ho tafiditra ao
Omany dia ny izao ny ANJARA TOERANAO


AMF3 FLM 67 Ha


·