Ny anaranao
Reko - Fy & His Band
Ny anaranao
Hoentiko ianao hanaraka ahy
Na aiza misy anao ho fefy sy mpitaiza ahy
Eny an-dalana
Ireo loko eny aminao
Niampita tamin’ny aiko hatrizao
Fahendrena ilaiko ho ahy
Eny an-dalana
Hé, Héy, Héy, Héy!
Hoentiko ianao hanaraka ahy
Na aiza misy anao ho fefy sy mpitaiza ahy
Eny an-dalana
Ireo loko eny aminao
Niampita tamin’ny aiko hatrizao
Fahendrena ilaiko ho ahy
Eny an-dalana
Ny anaranao misoratra amin’ny ratrako
Sy ao amin’ny hasambarako
Ao amin’ny tantarako
Ny anaranao misoratra amin’ny ratrako
Sy ao amin’ny hasambarako
Ao amin’ny tantarako
Hoentiko ianao hanaraka ahy
Na aiza misy anao ho fefy sy mpitaiza ahy
Eny an-dalana
Ireo loko eny aminao
Niampita tamin’ny aiko hatrizao
Fahendrena ilaiko ho ahy
Eny an-dalana
Ny anaranao misoratra amin’ny ratrako
Sy ao amin’ny hasambarako
Ao amin’ny tantarako
Ny anaranao misoratra amin’ny ratrako
Sy ao amin’ny hasambarako
Ao amin’ny tantarako
Na ho atelin-dranomasina aza ny masoandro
Na ho very anatin’ny vaovao aza ny taloha
Na ho atelin-dranomasina aza ny masoandro
Na ho very anatin’ny vaovao aza ny taloha
Ny anaranao misoratra amin’ny ratrako
Sy ao amin’ny hasambarako
Ao amin’ny tantarako
Ny anaranao misoratra amin’ny ratrako
Sy ao amin’ny hasambarako
Ao amin’ny tantarako
ô ô ô! ô ô ô
ô ô ô! ô ô ô
Ny anaranao misoratra amin’ny ratrako
Sy ao amin’ny hasambarako
Ao amin’ny tantarako
Ny anaranao misoratra amin’ny ratrako
Sy ao amin’ny hasambarako
Ao amin’ny tantarako
Ny anaranao misoratra amin’ny ratrako
Sy ao amin’ny hasambarako
Ao amin’ny tantarako
Ny anaranao misoratra amin’ny ratrako
Sy ao amin’ny hasambarako
Ao amin’ny tantarako
ô ô ô! ô ô ô
ô ô ô! ô ô ô
ô ô ô! ô ô ô
ô ô ô! ô ô ô