Ny anaranao

YMC Gospel

Ny anaranao


NY ANARANAO JESO


Ny Anaranao Jeso
Lay tsara indrindra e
No angatahako izay mba tiako e
Ny Anaranao Jeso
Lay ambony indrindra e
No anankinako ny faniriako


Fa na oviana e. n’aiza n’aiza e
Ny Anaranao Jeso no tokinay


Ny Anaranao Jeso
Mahery indrindra e
No anafahana ny fahoriana e
Ny Anaranao Jeso
Masina indrindra e
No anavozanay ny fifaliana e


·