Ny Akon'ny Paradisa

Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana

Ny Akon’ny Paradisa


Ny akon’ny paradisa, mijoro hatrany
Na betsaka reo sedra , mandalo ihany
Hihira hidera, hanandram-peo
Ny tanjona de iray , ho any an-danitra
ouh,ouh,ouhouh…


REf:
Ndao hanandratra, fa mendrika Azy ny dera sy Voninahitra
Izahay mijoro , mitaona anao ho any am paradisa


2-Apetrakay aminao ny ampitsonay
Ianao mahalala ny mety sy nymahasoa anay
Ahafahanay mitory hatrany ny anaranao
Maneran-tany , atombokay dieny zao


REf…


·