NY ADINAO

Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE

NY ADINAO


1 : Misy ady mafy ve ny fiainanao?
Na koa mandalo fisedrana mafy tsy zakanao?
Inty misy hevitra atoroko anao
Raiso JESOA manomboka izao


Ref :


(Ch) Iza moa no antenaina hanafaka anao?
Amin’ny olana sy ady izay atrehanao?
(Duo) Raiso JESOSY ary ampandrosoy ao aminao
(Ch) Dia maivana tokoa ny adinao


2 : Izy dia efa nanambara hoe
Avia manantona Ahy aty ianareo
Izay miasa fatratra sy mavesatra
F’Izaho hanome fitsaharana


Ref : Iza moa no ….


·