Ny adiko adinao

AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)

Ny adiko adinao



  1. Miaky aho fa sarotra ny lalana diaviko
    Nefa mahery lanao Andriamanitro
    Ny adiko adinao,ny olako olanao
    Tsy hanan-tahotra aho na hivadi-po


REF :
Sambatra aho Jehovah misy Anao
Maivana ny am-poko itoeranao
Menatra ireo fahavaloko
Satria mahery lanao Andriamanitro



  1. Be ireo fakam-panahy, Izahanao toetra anay
    Fa mahatoky lanao mampandresy ahy
    Ny adiko adinao,ny olako olanao
    Tsy hanan-tahotra aho na hivadi-po


REF : x2
Sambatra aho Jehovah misy Anao
Maivana ny am-poko itoeranao
Menatra ireo fahavaloko
Satria mahery lanao Andriamanitro


·