Nty ny tenako
Joseph Dylan Parkinson
Nty ny tenako
1-nty ny tenako atolotro ho anao manontolo
Ry jesosy mba ho velona,hanao ny lasanao
Ref:nty ny tenako,ry mpamonjiko,
Ho anao manontolo,raisonao ka hanjakao
2-tiako sy itokiako ianao jesosy oh
Mandohalika eo an-tongotrao aho tompo oh
Ref:nty ny tenako,ry mpamonjiko
Ho anao manontolo,raisonao ka hanjakao
3-aoka ho feno ny fanahy masina aho tompo oh
Ka ho tsapako fa tena ahy ,ianao jesosy oh