NOTOLORANAO FANEVA (160 TAONA FG)

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

NOTOLORANAO FANEVA (160 TAONA FG)


1 Ry Jehovah Ray Tsitoha
Hoderainay Hianao
Fa nomenao zava-tsoa
Izahay fiangonanao


Fiv.
Notoloranao faneva
Ny matahotra Anao
Ka hatsangany tokoa tokoa
Noho ny fahamarinanao


2 Tsy navelanao ho very
Ireo asa izay natao
Fa ny sandrinao mahery
No mitantana hatrizao


Fiv.


3 Ry fiangonana รด ! tsarovy
Fa voafidy hianao
Miadia ny ady tsara
Homba anao ny Tomponao


Fiv. (x2)


·