NOMBOHINA IANAO JESO

Ampifafi

NOMBOHINA IANAO JESO


Nombohina Ianao Jeso
Nofantsiana tanan-droa
Natsato tsilo koa
Ny dinitra dia toy ny rà
Ny fahafatesanao indro f’efa noresenao
Nitsangana Ianao Kristy ô famonjena


Amena, Amena, Amena, Amena,
Gloria, Amena, Amena, Im Exelsia deo


Ny voninahitra ho Anao re ry Tompo
Ho mandrakizay Amena…


·