NOHOMBOHONA
Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
NOHOMBOHONA
Endrey tokoa ry Ray
Ny fitiavanao anay
Ny nanoloranao ny zanakao
Ho famonjena anay izao
Refrain:
Nohombohona Ianao ry Tompo
Noho ny helokay
Niaritra ny mafy Ianao
Mba hamonjena anay tokoa
Lay rà nalatsakao tao kalvary
No nanavotanao zay mania
Malahelo erÿ ny fo
Mahatsiaro ireo tantara taloha
Izay niaretanao tao Kalvary
Mba hamonjena anay ety