NOFIDINAO
Anjomaran'ny Fitiavana
NOFIDINAO
Jesoa , endre ny fitiavanao anay
Jesoa, tonga tokoa Ilay Mpamonjy anay
Dera, sy laza, haja saotra ho Anao
R’Ilay Mpizara Teny soa
Mpanavotr’ihany koa
Mitoera anatin’ny fonay
Ry Tompo, faly sy ravo izahay
‘Zay noharianao indray
Netehirizinao fa tsy nafoinao
Tonga mpandresy toa Anao
Nofidinao hatao mpiray lova Aminao
Ho rakotry ny fiadananao
Famaranana:
Ka dia nofidinao ny ho mpianatrao koa
Mba ho iray ao Aminao Jesoa
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena