Noely Sambatra

KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Noely Sambatra


O, Noely sambatra
Fanafahana, fanavotana
Ka mitsangana teo, manandrata feo
Aza mitoreo


‘Ndao hiaraka hanandra-peo
Hidera amin’ny feo mahery
Hoe…
Hosana, Haleluia, Amen
Noely sambatra, noelim-pamonjena
Ho ahy sy ho anao


O, Noely sambatra
Fifaliana, fiderana
O, Noely maminay,
Noely tianay
Noely tsy foinay


‘Ndao hiaraka hanandra-peo…


·