Noely maminay

Tanora Masina Itaosy

Noely maminay


Endrika mirana
No hitsenan’ indray ’lay Noely maminay
Ka tsy afaka ao an-tsaina fa ho teraka
‘Lay nasandratr’ Andriamanitra


Fiverenana :
‘Zay manamafy ny fony misalasala koa
Mitsangana mandehana mankàny Jodia
F’ao Bethlehema tranon’omby kely izao
Ao no teraka Ilay Mesia
He sambatra ny fony ho tretrika tokoa
Raha mino sy milaza fa Mpanavotra
Tsy hoe Zaza ka tsy manana ny heriny
F’ao ny Fahefan’ ny Lanitra


Andro iray mampiray
Androm-pifalian’ ny mino anio mandrakizay
Ka tsy hahatsiaro reraka na sasatra
Ny hankalaza ny Noelinay


Fiverenana : ‘Zay manamafy ny fony misalasala koa … (x2)


A/C : SDN


·