Noely Fitiavana
Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Noely Fitiavana
NOELY FITIAVANA
Noely ! Noely fitiavana
Noely ! Noely fahasoavana
Feno fifaliana, feno fitahiana
Ho an’izao tontolo izao
Teraka ho antsika ‘Lay Jesoa Mpanjaka
Be voninahitra
Noely andro efa voafidin’Andriananahary
Mba hanatanterahana ny teny fikasana
Dia ny nahaterahan’I Jesosy Ilay Mesia
Tao an-tranon’omby
Noely ! Noely fitiavana
Noely ! Noely fahasoavana
Feno fifaliana, feno fitahiana
Ho an’izao tontolo izao
Teraka ho antsika ‘Lay Jesoa Mpanjaka
Be voninahitra
Noely ! Noely… Noely fitiavana ! Noely …
Noely ! Noely… Noely fahasoavana ! Noely …